Application vita eto Madagasikara

Ny application malagasy,ho an'ny rehetra.

Application tsotra, mahasoa ary mora ampiasaina. Natao hanampy anao isan'andro, amin'ny vidiny mety amin'ny Malagasy.

Paiement en AriaryAPK AndroidVita Malagasy
La boutique

Des applications créées pour vous.

Tsotra ny misafidy, mazava ny prix, ary mora ny mampiasa azy isan'andro.

Disponible

RHAY Studio

Création · Productivité

Studio créatif amin'ny téléphone. Miasa hors ligne ny studio, ary ny pass no manome exports WAV, MP3 sy FLAC illimités.

Pass Découverte1 500 Ar3 jours
Pass Mensuel7 500 Ar30 jours
Télécharger l'APK

APK Android signé · Multi-format · Prêt à installer

Disponible

Numérologie Mada

Fantaro amin'ny fomba tsotra sy mazava ny chiffres personnels anao.

Fanadihadiana voalohany maimaim-poana10 crédits / analyse
Télécharger gratuitement

APK Android · Compte et crédits sécurisés

Bientôt disponible

Astrologie APP MADA

Ireo repères astrologiques ilainao, ao anaty application kanto sy mora ampiasaina.

Prix mazava

Vidiny amin'ny Ariary, tsy misy surprise.

Mora ampiasaina

Interface tsotra, natao ho an'ny rehetra.

Vita Malagasy

Application noforonina ho an'ny filàn'ny Malagasy.

Manomboka ny téléchargement RHAY Studio…