Conditions d’utilisation
Ireo conditions ireo no mamaritra ny fampiasana ny boutique APP MADA sy ny application RHAY Studio.
Nohavaozina : 20 août 2026
1. Service
APP MADA dia boutique d'applications malagasy. RHAY Studio no application voalohany azo alaina ao, ary natao hamoronana sy hanondranana projet audio amin'ny Android.
2. Compte
Tokony hanome numéro de téléphone marina ianao, hiaro ny mot de passe ary tsy hizara ny compte amin'ny olona tsy nahazo alalana. Ny activité rehetra amin'ny compte-nao dia andraikitrao.
3. Pass sy tarifs
| Pass | Vidiny | Faharetana |
|---|---|---|
| Découverte | 1 500 Ar | 3 jours |
| Mensuel | 7 500 Ar | 30 jours |
Manomboka amin'ny fotoana validation ny durée. Illimités ny exports WAV, MP3 sy FLAC mandritra ny pass actif. Tsy misy renouvellement automatique.
4. Paiement sy validation
Tsy actif ny pass raha tsy voamarina ny transaction Mobile Money. Tokony hitovy amin'ny transaction marina ny montant sy référence. Ny référence sandoka, efa nampiasaina na tsy azo hamarinina dia mety holavina.
5. Annulation sy remboursement
Raha misy double paiement, montant diso na pass tsy afaka mi-activate noho ny olana technique, mifandraisa haingana amin'ny Support APP MADA miaraka amin'ny référence. Hodinihina tsirairay ny demande arakaraka ny transaction sy ny fampiasana efa natao.
6. Projet sy exports
Anao ny projet sy fichier audio noforoninao. Ianao no tompon'andraikitra amin'ny contenu ampiasainao sy ny respect des droits d'auteur. Ataovy sauvegarde ny projet sy exports satria mijanona ao amin'ny appareil-nao ireo fichiers.
7. Fampiasana voarara
Voarara ny fraude, détournement de paiement, accès tsy nahazoana alalana, fanelingelenana ny service, revente tsy nahazoana alalana na modification natao handosirana ny pass. Mety ho bloqué ny compte raha misy abus voamarina.
8. Disponibilité sy responsabilité
Miezaka izahay hitazona ny service ho disponible sy azo antoka, saingy mety hisy maintenance, coupure réseau na incompatibilité amin'ny appareil sasany. APP MADA dia tsy tompon'andraikitra amin'ny perte de fichiers izay tsy nanaovana sauvegarde.
9. Contact sy fanovana
Mety havaozina ireo conditions ireo rehefa miova ny application, tarifs na service. Ny version vaovao dia havoaka eto miaraka amin'ny daty.
WhatsApp : +261 34 97 429 61 · Facebook : APP Mada