Confidentialité
Hazavainay eto ny informations ampiasain'ny APP MADA sy RHAY Studio, ny antony ilàna azy ary ny fomba hiarovana azy.
Nohavaozina : 20 août 2026
1. Informations angonina
Rehefa mamorona compte na mampiasa pass ianao dia mety hotehirizina ireto informations ireto :
- numéro de téléphone sy mot de passe voaaro amin'ny hash;
- session, statut du compte, pass actif ary daty expiration;
- moyen de paiement, montant, référence ary statut de validation;
- format d'export, nom du projet, daty sy statut technique de l'export.
2. Fichier audio sy projet
Ny enregistrement, pistes, projet audio ary fichier exporté dia karakaraina sy tehirizina ao amin'ny appareil-nao. Tsy alefan'ny RHAY Studio any amin'ny serveur APP MADA ny contenu audio-nao rehefa manao export ianao.
3. Fampiasana ny informations
Ampiasaina ireo informations ireo mba hitantanana compte, hanamarina paiement, hampandeha pass sy export, hisorohana fraude, hamahana olana ary hanatsarana ny service.
4. Fitehirizana sy fiarovana
Tehirizina amin'ny services cloud voaaro ny données ilaina amin'ny compte sy paiement. Voafetra amin'ny administrateur nahazo alalana ny accès. Tsy tehirizina amin'ny endrika mazava ny mot de passe.
Tazonina mandritra ny fotoana ilaina amin'ny fonctionnement, sécurité, historique de paiement ary obligations applicables ireo informations.
5. Services ivelany
Ny hébergement, base de données, WhatsApp ary Facebook dia manana politique de confidentialité azy manokana. Rehefa manokatra ireo services ireo ianao dia mihatra koa ny règles-ny.
6. Zo sy contact
Afaka mangataka fanazavana, correction na suppression ny compte sy données mifandraika aminy ianao, raha tsy misy obligation mitaky ny hitazonana azy. Mifandraisa amin'ny Support APP MADA amin'ny WhatsApp.
WhatsApp : +261 34 97 429 61 · Facebook : APP Mada